Teny iditra kibote
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Kamboty, zaza maty ray sy reny: mañisy kibote mañaoñ'arivo [1.78]
Tovy hevitra kiboty

Teny iditra kibote
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Zazavavy voafofo tezain'ny vadiny [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31