Teny iditra kidaondaona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fidondonana, kotrankotrana andrenesana dobodoboka tahaka ny feon' ny amponga
Hasahiana mihoa-pampana amin' ny fitenenana, fidaondaom-bava [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31