Teny iditra kidiadiamborona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Oxalis repens
Mpitovy hevitra kidiadiavorona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31