Teny iditra kidodo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tsinjaka, dihy [1.78]
  [Betsileo] Dihy malaza indrindra amin' ny Betsileo, izay sady mampiseho fahakingan-tongotra no ahitana fahamailahan-tanana koa [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31