Teny iditra kiho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny tendron' ny famavany amin' ny sandry: Voadona ny kihoko ka mangorintsina
¶ Zorony: Araho itỳ lalana itỳ, ary rehefa lavidavitra dia misy kihondalana.
Famaritana anglisy the elbow; anything with a bend in it [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay coude [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2017/04/02