Teny iditra kihokiho (kiho)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara, Taisaka, Tambahoaka] kiho [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] ny faritra ivelan'ny fitohizan'ny toron-tsandry sy ny sandry, kiho [Rakotosaona 1972]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   kinkiho

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23