Teny iditra kijeja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zana-balala vao foy ary manao dia be [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy young locusts still in the hopping stage [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Petites sauterelles [Veyrières 1913]
Famaritana frantsay petites sauterelles qui ne volent pas encore [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  valala
Ohatra ny valalavao, ny kijeja, no amidy ao an'tsena, ley maina. [Callet: Tantara, takila 925]
Teny nalaina 

Teny iditra kijeja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza koa ny zaza madinika maromaro tafaraka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Se disait du grand nombre, surtout des enfants nombreux [Veyrières 1913]

2016/08/03