Teny iditra | kikikiky | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Hehy foana, kanikany tsy misy antony. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | giggling [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | un rire à petits éclats [Abinal 1888] | |||
petits éclats de rire [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |