Teny iditra | kikisana (kiky) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hanina amin' ny fanalana tsikelikely amin' ny nify ny nofon-kena miraikitra amin' ny taolana:
Nokikisan' ny alika ilay taolana natsipinao tao Lanina, kepohina: Nokikisan' ny mpandova ny fananan-dRabe Diovina amin' ny fanalana ny loto miraikitra: Nokikisan' ny ankizy ny latabatraAlana ny hodi-menan' ny mangahazo na ny kiran' ny trondro: Kikisana ny mangahazo / Kikiso ireto trondro ireto [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be scraped; to be gnawed [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on racle, qu'on gratte; qui est rongée [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Sary | |||||||||
Fivaditsoratra | kikisana, kinasika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |