Teny iditra kiky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fikaohana mba hampahanify, fanadiovana mba hanalana ireo miraikidraikitra amin-javatra diovina [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra kiky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] kitro [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra kiky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] karazam-biby dia [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kiky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] nom d'une espèce de poisson. [David 1952 (takila K)]
Voambolana  

Teny iditra kiky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] tazo [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02