Teny iditra kile
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vy fanodinana ambavindrindramby sy bilao fampiasa amin' ny fanamboarana aotomobilina ka misy isan-karazany izy ireo arakaraka ny haben' ny vavany [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: clé.

Teny iditra kile
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mari-pamantarana ny haavon' ny feo itondrana ny naoty na ny solfa [1.1]
Voambolana 

Teny iditra kile
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] Tamarin, tamarinier. Tamarindus indic [...] [tohiny 1.14]
  [Mahafaly, Sakalava] (mis pour kilo, ou kily). Tamarindus indica L. (Fabaceae). Arbre très commun. Il orne souvent la place du village ou les abords de la case du chef. Bois employé à la construction des pirogues vezo. Fruits très acides, emportés traditionnellement en mer comme antiscorbutique. Cette pratique a probablement été à l'origine de la dispersion de cette espèce, devenue pantropicale. [1.196]
Anarana siantifika Tamarindus indica
Voambolana 
Mpanahaka  madiro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31