Teny iditra kilema
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsiny, takaitra: Misy kilemany itỳ latabatra itỳ
¶ Lafin-toetra ratsy, tsy fahalavorariana: Tsy misy olombelona tsy misy kilema [Rajemisa 1985]
 takaitra [SLP 1986]
Famaritana anglisy a deformity, a blemish, a scar [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay déformation, avarie [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay infirmité, défaut [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/01/30