Teny iditra kilongavavy
Singan-teny kilonga ; vavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizivavy dia atao hoe kilongavavy [1.10]
Fanazavàna teny frantsay Môme, gamine [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28