Teny iditra kimole
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] matoatoa [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] karazan'olona fohy, lava hoho monina any an-dava-bato any, kalanoro [Rakotosaona 1972]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   kinole

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23