Teny iditra kimosamosa (mosamosa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (tovona ki sy fototeny miverina mosa) mosalahy, kinanga, kitoatoa, sao sendra mba mety na sendra mahavoa; atao tsirambina: Aza atao kimosamosa ny fambolem-bary fa io ny fototry ny aina [1.10]
 Jereo mosalahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Comme mosalahy [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/27