Teny iditra kimpy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toetran' ny maso rehefa mikombona ny hodimaso ka tsy mahita [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   état des yeux fermés [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02