Teny iditra kinaka (kaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Kakana, asiana kaka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika): Tsy nihontsona intsony ny kodiaran' ilay fiara nony nokinaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
kinaka
kinako
kinakao
kinany
kinatsika
kinakay
kinakareo
kinak'
kina-
kinaky
nokinaka
nokinako
nokinakao
nokinany
nokinatsika
nokinakay
nokinakareo
nokinak'
nokina-
nokinaky
hokinaka
hokinako
hokinakao
hokinany
hokinatsika
hokinakay
hokinakareo
hokinak'
hokina-
hokinaky

Teny iditra kinaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Jereo hinaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay comme hinaka

2013/01/23