Teny iditra kinanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] vintana, sendrasendra: K'aja mañano kinanga laha hañano fañadiña (aza miantehatra amin'ny sendrasendra raha hanao fanadinana) [Rakotosaona 1972]
 Sendrasendra, vintana: Kinanga no nahazoako tamin' ny antsapaka [Rajemisa 1985]

Teny iditra kinanga
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana frantsay peut-être, au contraire, bien que, cependant [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 

Teny iditra kinanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] kobay (aretina) [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra kinanga
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] bâton pour les idoles. [David 1952 (takila K)]
Voambolana 

2018/07/22