Teny iditra kinga
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa
¶ Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto.
Mitovy hevitra: fanalo ~ lahilahy ~ mailaka ~ mailamailaka ~ malady ~ malaky ~ mariadriaka ~ marisika ~ matselaka ~ mavibika ~ mavika ~ mavitribitrika ~ mavitrika ~ mivikiviky ~ tselika [Rajemisa 1985]
 maila-pihetsika [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy clever, quick, shrewd [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay leste; habile [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay adroit, habile, agile, leste [SLP: Voambolana]
Ohatra 
1Kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 12]
2Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky. [Andraina: Mitaraina, takila 217]
Sampanteny 
Endriteny 
kinga
kingà
Teny mitovy hevitra kingakinga

Teny iditra kingà
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra kinga [firaketana]
Ohatra Ary ialahy, ry Dera, mba kingà  sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao. [Andraina: I Vola, takila 9]

Teny iditra kinga
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandràno, vinàny. [David 1952 (takila K)]
Voambolana 

2017/04/07