Teny iditra kinia
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fikasana [Rakotosaona 1972]
   [Bara] fandrahonana, fananana risi-po [Rakotosaona 1972]
   Fanaovana zavatra an-tsitrapo, fanahy iniana mba hamazivaziana olona na noho ny hamaivana an-doha [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   kiniania

Teny iditra kinia
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] iniana [Rakotosaona 1972]

2010/10/29