Teny iditra | kiniky (kiky) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voakiky, voakaoka, voahihy: Tsy nokiniky tsara ny mangahazo Voakepoka, lanina: Nokinikiny daholo ny lovany [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ratissé, raclé, rongé, rasé, grugé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voakiky | ||||||
Fivaditsoratra | kikiny, kiniky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |