Teny iditra |
kintana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a star [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | étoile [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [Rakotonandrasana: Tantsaha]
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
|