Teny iditra kipakipaka (kipaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanendahana na fanesorana na fandroahana tsy misy fanajana; fiendahana, fialana mitambatra; fielakelahan-javatra mihofakofaka miala. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kipaka

2009/02/23