Teny iditra kira
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fiotazam-bomanga [Rakotosaona 1972]
   Ny vanditry ny ravinkazo
¶ Ny tsiratsiraky ny ravinkazo na tahon-kazo toy ny hozatrozatra izay azo atao kofehy: Ny kiran-drofia dia hoza-dravina fa ny kiran-tahon-drongony kosa dia hozataho. [Rajemisa 1985]
   vanditra misampantsampana hita eny amin'ny pela-dravina [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   vegetable fibers [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   [Tankarana] nervure (comme celles du raphia). [David 1952 (takila K)]
   fibres végétales [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   nervure [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra kira
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   the scales of fish [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   les écailles des poissons [Hallanger 1974]
Voambolana  

2017/03/10