Teny iditra kirakira (kira)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasaratsarahana hitokantokana, fandraidraisana hahitana ny antsipiriany [1.1]
 Fanazarana mampiasa ny tanana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Manipulations, travaux pratiques [1.13]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31