Teny iditra | ![]() |
kiramborambo (ramborambo (rambo)) |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | zavatra mikirazorazo ka mitaritarika avy eo aoriana; somotraviavin-damba mirefarefa avy eo ivoho [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny | akiramborambo, anakiramboramboana, fanakiramborambo, fanakiramboramboana, fikiramborambo, fikiramboramboana, ikiramboramboana, manakiramborambo, mikiramborambo, mpanakiramborambo, mpikiramborambo, tafakiramborambo | |
Nohavaozina tamin' ny 2013/01/23 |
![]() |