Teny iditra kiranjay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina, Sakalava] Ocimum canum Sims (Lamiaceae) [1.196]
Anarana siantifika Ocimum canum
Voambolana 

Teny iditra kiranjay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry mani-pofona (ny kiranjay dia misy fofona tsy tian' ny aloy na ny moka ka ataon' ny olona eo an-doha fandriana tsy hanakaikezany azy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Nom est donné à une espèce introduite, à odeur très forte, devenue envahissante autour de certains villages. Tagetes erecta L. (Asteraceae). Encore appelée mavogegy [1.196]
Anarana siantifika Tagetes erecta
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/29