Teny iditra kiraro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazam-pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin' ny fingotra na lamba [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   shoes [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   soulier; chaussure [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro. [Andraina: I Vola, takila 49]
2Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve? [Rabemolaly: Fary, takila 202]
3Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha. [Andraina: Mitaraina, takila 228]
Sampanteny  
Endriteny  
kiraro
kiraroko
kiraronao
kirarony
kirarontsika
kiraronay
kiraronareo
kiraron'
kiraron-
kirarom-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

2018/08/16