Teny iditra kiraro iray aman' olona (kiraro, iray, amana, olona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny kiraro miara-droa ho an' ny tongotra havia sy havanana (iray lomisy) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (kiraro aman' olona) a pair of shoes [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay (kiraro aman' olona) une paire de souliers [Hallanger 1974]

2010/11/17