Teny iditra | ![]() |
kiraviravy (raviravy) |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fihantonana ary fikirazorazoana tsy mitehika amin' ny tany [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny | akiraviravy, anakiraviravezana, anakiraviravy, fanakiraviravezana, fikiraviravezana, fikiraviravy, ikiraviravezana, kiraviravezana, mahakiraviravy, manakiraviravy, mikiraviravy, mpanakiraviravy, tafakiraviravy, voakiraviravy | |
Nohavaozina tamin' ny 2013/01/23 |
![]() |