Teny iditra kirieo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] raikitra, tsilo; vavahady fidirana eo an-tanana [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01