Teny iditra kirihitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. [Rajemisa 1985]
   hazo madinika sy akata mifandringitra [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   shrubs, brush, bushes [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   arbrisseaux, broussailles [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   fourré, taillis [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Tendrombohitra havoana Andringitra, be ala kirihitra, sy hazo majinika, sy vato, sy ampanga; [Callet: Tantara, takila 17]
2Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [Rajaonarivelo: Bina, takila 24]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   kirihitr' ala
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/07