Teny iditra kiriminy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tankarana] Karazam-bary madini-boa fotsy sy matsiro fahita any amin' ny faritanin' Antsiranana (Oryza sativa L. ) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] nom d'une variété de riz. [David: Dialectes]
Voambolana 
Anarana siantifika Oryza sativa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31