Teny iditra kirìna (kiry)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mety miova amin' ny heviny fa mitana izany amin-ditra: Lehilahy kirina Rakoto ka tsy azo ahodina amin' ny heviny
Mitovy hevitra: be bohihy ~ be ditra ~ be tohika ~ botraika ~ mafy hatoka ~ mafy sofina ~ mikiribiby ~ mikitroka ~ mitompo teny fantatra ~ tsy azo atao ahoana amin' ahoana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy obstinate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay obstiné, entêté, tenace [Abinal 1888]
 entêté [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra kirina
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'insecte. [David 1952 (takila K)]
Voambolana 

2017/03/10