Teny iditra kiringy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] ngita [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kiringy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anarana nomena ny mponina avy any La Réunion, angamba noho ny toe-bolon' ny ankabeazan' izy ireo, izay fohy no ngitangita kely
¶ Kiriolona [Rajemisa 1985]

Teny iditra kiringy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] tsy mahavokatra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kiringy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Bara] tsinjo, tazana [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06