Teny iditra kiriodanitra (kirioka, lanitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-borona [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a species of swallow. Phedina madagascariensis, Hartl. Same as fireo, fino, firio, firiotsandro, firiringa, and tsidintsina [Richardson 1885]
Fandikana frantsay oiseau (Phedina madagascariensis) [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Anarana siantifika Phedina madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31