Teny iditra kiririoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanenon' ny angely
¶ Feo mikarantsana sy mafy ary lavareny
¶ Tsotsoka kely. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] son aigu et perçant. [David 1952 (takila K)]
Voambolana 
Sampanteny 

2017/04/02