Teny iditra | kirobo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bola malagasy ampahefatry ny ariary, izany hoe iraimbilanja sy voamena (1,20F). (Tsarahotsahivina fa ny ariary fahizay dia 4,80F; koa ny kirobo vazaha, izay ampahefatry ny ariary vazaha (5,00F) dia 1, 25. Ireto avy ny anarambola nidiran' ny teny hoe kirobo: lasiray sy kirobo 1,50F; kirobo sy voamena 1,40F; kirobo telo 3,60F; venty sy kirobo 2,00F) [1.1] | |
Ohatra | Kirobo an-dafin-tsaha sikajy an-konahona [2.131] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kirobo io | |
Fivaditsoratra | kirobo, kobory |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |