Teny iditra kiry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony
Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Obstinacy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Entêtement [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra kiry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty
Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra
Volo eo anilan' ny sofina [1.1]

Teny iditra kiry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fiovana [1.78]

Teny iditra kiry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Taisaka] nendra [1.78]
  [Tanosy] hatina [1.78]
Voambolana 

Teny iditra kiry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Croix grecque. [1.19]
Tovy hevitra kily

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24