Teny iditra kisa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila kisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra akisa

Nohavaozina tamin' ny 2013/01/24