Teny iditra kisaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifindrana eo akaikikaiky an-tsisintsisiny: Tsy tsara kisaka itỳ vato itỳ ka mety hahadona
¶ Fandehanana miadana dia miadana fandadiana: Miadan-kisaka ity biby ity. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra kisaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] anaran-kazo [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre. [David 1952 (takila K)]
Voambolana 

Teny iditra kisaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay translation [SLP 1986]
Voambolana 

2017/04/02