Teny iditra kisina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kisinkisina

2009/02/23