Teny iditra | kisinkisina (kisina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [1.1] | |
Tovy hevitra | kisina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |