Teny iditra kisoa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pig [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Porc [1.54]
 Porc, cochon [1.8]
Ohatra 
1Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69]
2Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ny fihaviany Frantsay: cochon.
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27