Teny iditra kisoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Paraky vovony na totom-paraky [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy powdered tobacco or snuff [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tabac en poudre [Hallanger 1974]
Ohatra Angamba mpihinana kisoka daholo izy ireo fa rehefa mihomehy dia hita mifaritra eny amin' ny hihinitìny ny nafitsoky ny paraky. [Rajaonarivelo: Bina, takila 45]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2014/06/07