Teny iditra kisokiso
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy teny fiantsoana ny kisoa [Ravelojaona 1937]
 Teny entina miantso ny kisoa. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kiso

Teny iditra kisokiso (kiso)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy sorisorena, malonilony, madikidiky, mora tezitra, soso-dava [Ravelojaona 1937]
Famaritana frantsay morose, hargneux [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kiso

2013/04/25