Teny iditra kisolosolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toerana somary solampilampy, izany hoe avo ila na mandry soroka kely; tehezan-kavoana mandry soroka kely solampilampy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sloping ground [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay terrain en pente [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2012/06/29