Teny iditra kitakita
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous
¶ action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [Abinal 1888]
Ohatra   Noho izany, tsy dia mba nahazo kitakita firy tamin' ireo mpampiasa izy. [Andraina: Mitaraina, takila 180]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   kitakitaka

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02