Teny iditra kitamby
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   sikin-dehilahy [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   lamba fitafy, sikina [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   sikindahy [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Lamba ahodidin' ny vehivavy ny valahany; fampiasan' ny olona any anindran-tany indrindra: Ny kitamby dia hatreo amin' ny valahana ihany, fa ny sikina kosa hatreo ambany helika [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a piece of cloth worn wrapped around by women [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   pagne des hommes drapé autour de la taille, jusqu'aux chevilles ; c'est une pièce d'étoffe non cousue dont se revêtent les hommes ; ils l'attachent autour des reins du côté gauche. [Tankarana] [David 1952 (takila K)]
   pagne des femmes [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10