Teny iditra kitapo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lamba na taratasy vita zaitra atao fitondran-javatra: Nisy vola iray kitapo hita tao an-tsenakely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bag, a small sack [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sac, sachet [1.8]
Ohatra 
1ary inona iny entinao an-kitapo iny? [2.445]
2Manonofy mitsabaka anaty kitapo feno vola loza. [1.381]
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19